|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 am-bava tsy ratsy |
| Singan-teny | 2 am-bava, 3 ratsy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles.
[2.415#4718] |
| Tovy hevitra | 7 vava tsy ratsy |
| Fivaditsoratra | am-bava tsy ratsy, 8 tsiambaravatsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|